Filazantsara araka an'i Matio 27:18
Fa fantany fa fialonana no nanoloran’ ireo Azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For he knew that for envy they had delivered him.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 27
Cross References
Genesis 37:11Dia nialona azy ny rahalahiny; fa ny rainy kosa nitadidy izany zavatra izany.
Psalms 106:16Dia nialona an’ i Mosesy tany an-toby Izy ireo Sady nialona an’ i Arona, olo-masin’ i Jehovah.
Ecclesiastes 4:4Ary hitako ny fisasarana rehetra sy ny fahaizan-javatra rehetra, fa avy amin’ ny fifampialonan’ ny olona izany. Zava-poana sy misambo-drivotra foana koa izany.
Mark 15:10Fa fantany fa fialonana no nanoloran’ ny lohan’ ny mpisorona Azy.
Acts 7:9Ary nialona an’ i Josefa ny patriarka ka nivarotra azy ho any Egypta; nefa Andriamanitra nomba azy
James 4:5Ary ataonareo va fa miteny foana ny Soratra Masìna? Ny fanahy, izay nampitoeriny ato anatintsika dia iriny amin’ ny fahasaro-piaro.