bible.software › Filazantsara araka an'i Matio › Filazantsara araka an'i Matio 27 › Filazantsara araka an'i Matio 27:28
Filazantsara araka an'i Matio 27:28
Ary rehefa nanala ny fitafiany, dia nanafy Azy lamba jaky izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they stripped him, and put on him a scarlet robe.
In Context
27Ary ny miaramilan’ ny governora dia nitondra an’ i Jesosy ho ao anati-rova sady nanangona ny miaramila namany rehetra ho eo aminy.
29Ary nandrandrana satroka tsilo izy, ka nasatrony ny lohany, ary nampitaniny volotara ny tànany ankavanana, dia nandohalika teo anatrehany izy ka naneso Azy hoe: Arahaba, ry Mpanjakan’ ny Jiosy!
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 27
Cross References
Mark 15:17Ary dia nampitafy Azy lamba volomparasy izy, sady nandrandrana satroka tsilo, ka nasatrony ny lohany.
John 19:2Ary ny miaramila nandrandrana satroka tsilo, ka nasatrony ny lohany, ary nampitafiny lamba volomparasy Izy,
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Matio 27:28