Filazantsara araka an'i Matio 27:36
Ary nipetraka izy, dia niambina Azy teo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And sitting down they watched him there;
In Context
35Ary rehefa voahombony tamin’ ny hazo fijaliana Izy, dia nanaovany loka no fizàrany ny fitafiany.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 27
Cross References
Matthew 27:54Ary ny kapiteny sy ny fehiny, izay niambina an’ i Jesosy, raha nahita ny horohorontany mbamin’ izay zavatra tonga teo, dia raiki-tahotra indrindra ka nanao hoe: Marina tokoa fa Zanak’ Andriamanitra io Lehilahy io.
Mark 15:44Ary gaga Pilato raha maty sahady Jesosy, ka dia niantso ny kapiteny hankao aminy izy ka nanontaniany azy na efa maty ela Izy, na tsia.