Filazantsara araka an'i Matio 27:45
Ary hatramin’ ny ora fahenina ka hatramin’ ny ora fahasivy dia maizina ny tany rehetra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Now from the sixth hour there was darkness over all the land unto the ninth hour.
In Context
44Ary nandatsa Azy toy izany koa ireo jiolahy niaraka nohomboana taminy tamin’ ny hazo fijaliana.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 27
Cross References
Isaiah 50:3Tafiako fahamaintisana ny lanitra, ary lamba fisaonana no ataoko fisaronany.
Mark 15:25Ary tamin’ ny ora fahatelo no nanomboany tamin’ ny hazo fijaliana.
Luke 23:44Ary rehefa tokony ho tamin’ ny ora fahenina, dia maizina ny tany rehetra ka naharitra hatramin’ ny ora fahasivy izany,
Revelation 9:2Ary nanokatra ny lavaka tsy hita noanoa izy, dia nisy setroka niakatra ary tamin’ ny lavaka, tahaka ny setroka ary amin’ ny lafaoro lehibe, ary tonga maizina ny masoandro sy ny habahabaka noho ny setroka avy tao amin’ ny lavaka.