bible.software › Filazantsara araka an'i Matio › Filazantsara araka an'i Matio 27 › Filazantsara araka an'i Matio 27:47
Filazantsara araka an'i Matio 27:47
Ary ny sasany tamin’ izay nijanona teo, raha nandre izany, dia nanao hoe: Miantso an’ i Elia Ilehio.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Some of them that stood there, when they heard that, said, This man calleth for Elias.
In Context
46Ary nony tokony ho tamin’ ny ora fahasivy, dia niantso tamin’ ny feo mahery Jesosy ka nanao hoe: Ely, Ely, lamà sabaktany? izany hoe: Andriamanitro ô, Andriamanitro ô, nahoana no dia mahafoy Ahy Hianao?.
48Ary niaraka tamin’ izay ny anankiray teo aminy dia nihazakazaha ka nandray sipaonjy, ary rehefa natsobony tamin’ ny vinaingitra izany ka notohiziny tamin’ ny volotara, dia natohony hotsentsefin’ i Jesosy.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 27
Cross References
Matthew 11:14Ary raha mety mandray ianareo, dia izy no ilay Elia izay ho avy.
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Matio 27:47