Filazantsara araka an'i Matio 27:58
Izany lehilahy izany dia nankao amin’ i Pilato ka nangataka ny fatin’ i Jesosy. Dia nasain’ i Pilato homena azy izany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He went to Pilate, and begged the body of Jesus. Then Pilate commanded the body to be delivered.
In Context
59Ary rehefa nalain’ i Josefa ny faty ka nofonosiny hariry madinika madio,
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 27
Cross References
Luke 23:52Izany lehilahy izany dia nankao amin’ i Pilato ka nangataka ny fatin’ i Jesosy.