Filazantsara araka an'i Matio 27:8
Koa izany no anaovana ny anaran’ izany saha izany mandraka androany hoe Sahan-drà.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Wherefore that field was called, The field of blood, unto this day.
In Context
7Ary nony niara-nihevitra izy, dia namidiny ny sahan’ ny mpanefy vilany ny vola ho fandevenam-bahiny.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 27
Cross References
Deuteronomy 34:6Ary naleviny tao an-dohasaha tao amin’ ny tany Moaba, tandrifin’ i Beti-peora, izy; ka tsy misy olona mahalala ny fasany mandraka androany.
Judges 1:26Ary nandeha ho any amin’ ny tanin’ ny Hetita ralehilahy, ka nanorina tanàna izy, ary ny anarany dia nataony hoe Lozy, ary mbola izany ihany no anarany mandraka androany.
Matthew 28:15Dia nandray ny vola izy ka nanao araka ny teny nomeny azy; ary izany teny izany dia naelin’ ny Jiosy mandraka androany.