Filazantsara araka an'i Matio 27:9
Ary tamin’ izany dia tanteraka izay nampilazaina an’ i Jeremia mpaminany hoe: Dia nalainy ny sekely volafotsy telo-polo, vidin’ ilay notombanana, dia ilay notombanan’ ny Zanak’ Isiraely,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
8Koa izany no anaovana ny anaran’ izany saha izany mandraka androany hoe Sahan-drà.
10ka nomeny hamidy ny sahan’ ny mpanefy vilany izany, araka izay efa nandidian’ i Jehovah ahy.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 27
Cross References
Exodus 21:32Raha manoto andevolahy na andevovavy izy, dia homena sekely volafotsy telo-polo ny tompon’ andevo, ary ny omby hotoraham-bato.
Leviticus 27:4fa raha vehivavy, dia sekely telo-polo kosa no hataonao tombany.
Matthew 1:22Ary izany rehetra izany dia tonga mba hahatanteraka izay nampilazain’ ny Tompo ny mpaminany hoe: