Filazantsara araka an'i Matio 28:11
Ary nony nandeha izy ireo, indreny, ny mpiambina sasany nankany an-tanana ka nilaza tamin’ ny lohan’ ny mpisorona ny zavatra rehetra izay vao niseho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
12Ary rehefa niangona izy mbamin’ ny loholona, dia niara-nihevitra ka nanome vola be ny miaramila
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 28
Cross References
Matthew 27:65Hoy Pilato taminy: Makà mpiambina ka mandehana, ary ataovy mafy araka izay hainareo ny fiambenana.