The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Matio › Filazantsara araka an'i Matio 4 › Filazantsara araka an'i Matio 4:12

Filazantsara araka an'i Matio 4:12

Ary nony ren’ i Jesosy fa efa voasambotra Jaona, dia lasa nankany Galilia Izy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Now when Jesus had heard that John was cast into prison, he departed into Galilee;

In Context

11Dia nandao Azy ny devoly, ary indreo, nisy anjely tonga ka nanompo Azy.

13Ary nony niala tany Nazareta Izy, dia nankany Kapernaomy, izay ao amoron-dranomasina, ao amin’ ny zara-tanin’ ny Zebolona sy ny Naftaly, ka nonina tao Izy,

Read all of Filazantsara araka an'i Matio 4

Cross References

Mark 1:14Ary rehefa voasambotra Jaona, dia nankany Galilia Jesosy nitory ny filazantsaran’ Andriamanitra

Luke 3:20dia nanidy an’ i Jaona tao an-tranomaizina ho fanampin’ izany rehetra izany koa.

Luke 4:31Ary nidina tany Kapernaomy, tanàna any Galilia, Jesosy ka nampianatra ny olona tamin’ ny Sabata.

John 4:43Ary rehefa afaka ny indroa andro, dia niala tao Jesosy ka nankany Galilia.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Matio 4:12

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Filazantsara araka an'i Matio 4:11Filazantsara araka an'i Matio 4Filazantsara araka an'i Matio 4:13 →