Filazantsara araka an'i Matio 4:14
mba hahatanteraka izay nampilazaina an’ Isaia mpaminany hoe:
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
That it might be fulfilled which was spoken by Esaias the prophet, saying,
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 4
Cross References
Isaiah 9:1Ny olona izay mandeha amin’ ny maizina dia mahita mazava lehibe; Izay mitoetra amin’ ny tany aloky ny fahafatesana no iposahan’ ny mazava.
Matthew 2:15ary nitoetra tany izy ambara-pahafatin’ i Heroda, mba hahatanteraka izay nampilazain’ i Jehovah ny mpaminany hoe: Nantsoiko hiala tany Egypta ny zanako.
Matthew 8:17mba, hahatanteraka izay nampilazaina an’ Isaia mpaminany hoe: Izy naka ny rofintsika sy nitondra ny aretintsika.
Matthew 26:54Raha izany, dia hatao ahoana no hahatanteraka ny Soratra Masìna, izay milaza fa tsy maintsy ho tonga izany?
Luke 22:37Fa lazaiko aminareo: Tsy maintsy ho tanteraka amiko izao voasoratra izao hoe: Ary Izy natao ho isan’ ny mpanota; fa efa ho tanteraka ny amiko.
John 15:25fa tonga izany mba hahatanteraka ny teny izay voasoratra ao amin’ ny lalàny hoe: Halany foana Aho.