The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Matio › Filazantsara araka an'i Matio 4 › Filazantsara araka an'i Matio 4:20

Filazantsara araka an'i Matio 4:20

Dia nandao ny harato niaraka tamin’ izay izy ka nanaraka Azy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And they straightway left their nets, and followed him.

In Context

19Dia hoy Jesosy taminy: Andeha hanaraka Ahy, fa hataoko mpanarato olona ianareo.

21Ary raha mbola nandroso Izy, dia nahita olona mirahalahy hafa koa, dia Jakoba zanak’ i Zebedio, sy Jaona rahalahiny, izay niara-nipetraka tamin’ i Zebedio rainy teo an-tsambokely ka namboatra ny haratony; ary niantso azy mirahalahy Izy.

Read all of Filazantsara araka an'i Matio 4

Cross References

Psalms 119:60Mandeha faingana aho ka tsy mitaredretra, Amin’ ny fitandremana ny didinao.

Matthew 19:27Dia namaly Petera ka nanao taminy hoe: Indro, izahay efa nahafoy ny zavatra rehetra ka nanaraka Anao; koa inona ary no ho azonay?

Luke 18:28Dia hoy Petera: Indro, izahay efa nahafoy izay nety ho anay ka nanaraka Anao.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Matio 4:20

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Filazantsara araka an'i Matio 4:19Filazantsara araka an'i Matio 4Filazantsara araka an'i Matio 4:21 →