Filazantsara araka an'i Matio 4:23
Ary Jesosy nandeha eran’ i Galilia ka nampianatra tao amin’ ny synagogan’ ny olona teo sy nitory ny filazantsaran’ ny fanjakana ary nahasitrana ny aretina rehetra mbamin’ ny rofy rehetra tamin’ ny olona.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
22Dia nandao ny sambokely sy ny rainy niaraka tamin’ izay izy ka nanaraka Azy.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 4
Cross References
Psalms 103:3Izay mamela ny helokao rehetra, Izay manasitrana ny aretinao rehetra,
Matthew 8:16Ary nony hariva ny andro, dia nentin’ ny olona tany aminy ny demoniaka maro; ary ny teniny ihany no namoahany ny fanahy ratsy, ary izay narary rehetra dia nositraniny avokoa,
Matthew 10:7Ary raha mandeha ianareo, dia mitoria hoe: Efa mby akaiky ny fanjakan’ ny lanitra.
Matthew 12:9Ary nony niala teo Jesosy, dia niditra tao amin’ ny synagoga;
Matthew 13:54Ary nony tonga tany amin’ ny taniny Izy, dia nampianatra ny olona tao amin’ ny synagoga, ary talanjona ny olona ka nanao hoe: Avy taiza re no nahazoan’ ilehity izany fahendrena sy asa lehibe izany?
Matthew 15:30ary nisy vahoaka betsaka nankeo aminy nitondra ny mandringa, ny jamba, ny moana, ny kilemaina, ary ny maro hafa koa, ka nametraka azy teo akaikin’ ny tongotr’ i Jesosy; dia nahasitrana azy Izy;