Filazantsara araka an'i Matio 5:6
Sambatra ny noana sy mangetaheta ny fahamarinana; fa izy no hovokisana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Blessed are they which do hunger and thirst after righteousness: for they shall be filled.
In Context
5Sambatra ny malemy fanahy; fa izy no handova ny tany.
7Sambatra ny miantra; fa izy no hiantrana.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 5
Cross References
Psalms 4:6Manatera fanati-pahamarinana, ary matokia an’ i Jehovah.
Psalms 42:1Ho an’ ny mpiventy hira. Maskila. Nataon’ ny Koraïta.
Psalms 63:5Toy izany no hisaorako Anao, raha mbola velona koa aho; amin’ ny anaranao no hanandratako ny tanako.
Psalms 84:2Endrey ny hatsaran’ ny tabernakelinao, Jehovah, Tompon’ ny maro, ô!
Psalms 145:19Hanefa ny irin’ izay matahotra Azy Izy Ary hihaino ny fitarainany ka hamonjy azy.
Isaiah 25:6Ary Jehovah, Tompon’ ny maro, dia hanao fanasana ho an’ ny firenena rehetra eto amin’ ity tendrombohitra ity, dia fanasana amin’ ny zavatra matavy, fanasana amin’ ny divay efa niotrika ela, zavatra matavy be tsoka, divay efa niotrika ela sady voadio tsara.