Filazantsara araka an'i Matio 5:7
Sambatra ny miantra; fa izy no hiantrana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Blessed are the merciful: for they shall obtain mercy.
In Context
6Sambatra ny noana sy mangetaheta ny fahamarinana; fa izy no hovokisana.
8Sambatra ny madio am-po; fa izy no hahita an’ Andriamanitra,
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 5
Cross References
2 Samuel 22:26Ny olona tsara no isehoanao fa tsara; Ny tena olo-marina no isehoanao fa marina;
Psalms 18:25Koa namaly ahy araka ny fahamarinako Jehovah, dia araka ny fahadiovan’ ny tanako teo imasony.
Psalms 41:1Ho an’ ny mpiventy hira. Salamo nataon’ i Davida.
Psalms 112:9Namafy izy, eny, nanome ho an’ ny malahelo; Ny fahamarinany maharitra mandrakizay; Hisandratra amim-boninahitra ny tandrony.
Proverbs 14:21Izay manao tsinontsinona ny namany dia manota; Fa endrey ny fahasambaran’ izay mamindra fo amin’ ny ory!
Isaiah 57:1Maty ny marina, nefa tsy misy misaina izany, ary alaina ny olona tsara fanahy, nefa tsy misy mihevitra fa ny marina dia alaina tsy ho azon’ ny loza hanjo.