The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Matio › Filazantsara araka an'i Matio 6 › Filazantsara araka an'i Matio 6:11

Filazantsara araka an'i Matio 6:11

Omeo anay anio izay hanina sahaza ho anay.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Give us this day our daily bread.

In Context

10Ho tonga anie ny fanjakanao. Hatao anie ny sitraponao etỳ an-tany tahaka ny any an-danitra.

12Ary mamelà ny helokay tahaka ny namelanay izay meloka taminay.

Read all of Filazantsara araka an'i Matio 6

Cross References

Exodus 16:16Izao no teny izay nandidian’ i Jehovah: Samia manangona azy ianareo araka izay tokony ho laninareo avy, dia eran’ ny vata omera avy ho amin’ ny isan-olona, araka ny isanareo; samia mitondra ianareo rehetra ho an’ izay ao an-dainy avy.

Psalms 33:18Indro, ny mason’ i Jehovah mitsinjo izay matahotra Azy, dia izay manantena ny famindram-pony,

Proverbs 30:8Ampanalaviro ahy ny zava-poana sy ny lainga; Aza manome ahy alahelo na harena; Fahano aho amin’ izay anjara-hanina sahaza ho ahy;

Matthew 4:4Fa Izy kosa namaly ka nanao hoe: Voasoratra hoe: Tsy mofo ihany no hiveloman’ ny olona, fa ny teny rehetra izay aloaky ny vavan’ Andriamanitra.

John 6:31Ny razantsika nihinana ny mana tany an-efitra, araka ny voasoratra hoe: Mofo avy tany an-danitra no nomeny azy hohaniny.

1 Timothy 6:8Fa raha manan-kanina sy fitafiana isika, dia aoka hianina amin’ izany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Matio 6:11

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Filazantsara araka an'i Matio 6:10Filazantsara araka an'i Matio 6Filazantsara araka an'i Matio 6:12 →