bible.software › Filazantsara araka an'i Matio › Filazantsara araka an'i Matio 6 › Filazantsara araka an'i Matio 6:15
Filazantsara araka an'i Matio 6:15
Fa raha tsy mamela ny fahadisoan’ ny olona ianareo, dia tsy hamela ny fahadisoanareo ny Rainareo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But if ye forgive not men their trespasses, neither will your Father forgive your trespasses.
In Context
14Fa raha mamela ny fahadisoan’ ny olona ianareo, dia mba hamela ny anareo kosa ny Rainareo Izay any an-danitra.
16Ary raha mifady hanina ianareo, aza mety ho tahaka ny mpihatsaravelatsihy, izay malahelo tarehy; fa mampisotisoty ny tavany izy mba ho hitan’ ny olona fa mifady. Lazaiko aminareo marina tokoa fa efa azony ny valim-pitiany.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 6
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Matio 6:15