Filazantsara araka an'i Matio 6:17
Fa ianao kosa, raha mifady hanina, dia hosory ny lohanao, ary sasao ny tavanao,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But thou, when thou fastest, anoint thine head, and wash thy face;
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 6
Cross References
Ruth 3:3Koa mandroa sy mihosora diloilo ary miakanjoa, dia midìna any am-pamoloana; nefa aza atao fanta-dralehilahy akory ianao, raha tsy efa avy nihinana sy nisotro izy.
2 Samuel 14:2Koa naniraka tany Tekoa nampaka vehivavy hendry tany Joaba ka nanao taminy hoe: Masìna ianao, modia misaona, ka miakanjoa akanjo fisaonana, ary aza mihoso-diloilo ianao, fa manaova tahaka ny vehivavy efa nisaona ela ny maty;
Daniel 10:2Tamin’ izany andro izany izaho Daniela dia nisaona roatokom-bolana mipaka.