Filazantsara araka an'i Matio 6:27
Ary iza ao aminareo, na dia manahy aza, no mahay manampy ny andro hiainany na dia kely monja aza?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Which of you by taking thought can add one cubit unto his stature?
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 6
Cross References
Psalms 39:5Jehovah ô, ampahafantaro ny farako aho sy izay ohatry ny androko; aoka ho fantatro fa olon-kandalo aho.
Matthew 5:36Aza mianiana amin’ ny lohanao; fa tsy mahay mahafotsy na mahamainty na dia singam-bolo iray akory aza ianao.
1 Corinthians 12:18Fa Andriamanitra efa nametraka izay rehetra momba ny tena, samy ho eo amin’ ny tena araka ny sitrapony.