The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Matio › Filazantsara araka an'i Matio 6 › Filazantsara araka an'i Matio 6:29

Filazantsara araka an'i Matio 6:29

nefa lazaiko aminareo fa na dia Solomona tao amin’ ny voninahiny rehetra aza tsy mba nitafy tahaka ny anankiray amin’ ireny.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And yet I say unto you, That even Solomon in all his glory was not arrayed like one of these.

In Context

28Ary nahoana no manahy ny amin’ ny fitafiana ianareo? Diniho tsara ny fanirin’ ny voninkazo any an-tsaha; tsy mba miasa na mamoly ireny;

30Ary raha ny ahitra any an-tsaha, izay any ihany anio ka hatsipy ao am-patana rahampitso, no ampitafin’ Andriamanitra toy izany, tsy mainka va ianareo, ry kely finoana?

Read all of Filazantsara araka an'i Matio 6

Cross References

1 Kings 10:4Ary rehefa hitan’ ilay mpanjakavavin’ i Sheba ny fahendren’ i Solomona rehetra sy ny trano izay nataony

2 Chronicles 9:20Ary ny fisotroan’ i Solomona mpanjaka dia volamena avokoa, ary ny fanaka rehetra tao amin’ ny trano Alan’ i Libanona koa dia volamena tsara avokoa; tsy nisy volafotsy ireo, fa natao toy ny tsinontsinona izany tamin’ ny andron’ i Solomona.

1 Peter 3:2rehefa hitany ny fahadiovan’ ny fitondran-tenanareo amin’ ny fahatahorana.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Matio 6:29

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Filazantsara araka an'i Matio 6:28Filazantsara araka an'i Matio 6Filazantsara araka an'i Matio 6:30 →