bible.software › Filazantsara araka an'i Matio › Filazantsara araka an'i Matio 7 › Filazantsara araka an'i Matio 7:10
Filazantsara araka an'i Matio 7:10
ary raha angatahany hazandrano, no hanome azy menarana?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Or if he ask a fish, will he give him a serpent?
In Context
9Ary iza moa aminareo, raha angatahan’ ny zanany mofo, no hanome azy vato?
11Koa raha ianareo, na dia ratsy aza, mahalala hanome zava-tsoa ho an’ ny zanakareo, tsy mainka va ny Rainareo Izay any an-danitra no hanome zava-tsoa ho an’ izay mangataka aminy?
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 7
This Verse In Other Editions
Study Filazantsara araka an'i Matio 7:10