Filazantsara araka an'i Matio 7:20
Ka dia ny voany no hahafantaranareo azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Wherefore by their fruits ye shall know them.
In Context
19Ny hazo rehetra izay tsy mamoa voa tsara dia hokapaina ka hatsipy any anaty afo.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 7
Cross References
Acts 5:38Ary ankehitriny dia lazaiko aminareo: Mandefera amin’ ireo olona ireo, ka avelao ihany izy; fa raha avy amin’ olona izao saina na asa izao, dia ho foana;