Filazantsara araka an'i Matio 7:28
Ary nony efa vitan’ i Jesosy izany teny izany, dia talanjona ny vahoaka noho ny fampianarany,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And it came to pass, when Jesus had ended these sayings, the people were astonished at his doctrine:
In Context
29satria nampianatra azy toy izay manana fahefana Izy, fa tsy tahaka ny mpanora-dalàna teo aminy.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 7
Cross References
Psalms 45:2Mampiboiboika teny tsara ny foko; miteny aho, ka ny hilaza ny mpanjaka no teny ataoko; fanoratan’ ny faingan-tsoratra ny lelako.
Matthew 13:53Ary rehefa vitan’ i Jesosy ireo fanoharana ireo, dia niala teo Izy.
Matthew 22:33Ary ny vahoaka, raha nandre, dia talanjona tamin’ ny fampianarany.
Mark 1:22Dia talanjona ny olona tamin’ ny fampianarany, satria nampianatra azy tahaka izay manana fahefana Izy, fa tsy mba tahaka ny mpanora-dalàna.
Mark 11:18Ary nahare izany ny lohan’ ny mpisorona mbamin’ ny mpanora-dalàna, ka dia nitady izay hamonoany Azy; saingy natahotra Azy izy, satria talanjona ny vahoaka rehetra noho ny fampianarany.
Luke 4:32Dia talanjona ny olona tamin’ ny fampianarany, satria nisy fahefana ny teniny.