Filazantsara araka an'i Matio 8:15
Ary nanendry ny tànany Izy, dia niala taminy ny tazo; dia nitsangana ravehivavy ka nanompo Azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he touched her hand, and the fever left her: and she arose, and ministered unto them.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 8
Cross References
Isaiah 6:7Ary natehiny ny vavako izany, ka hoy izy: Indro, efa nitehika tamin’ ny molotrao io; ka dia afaka ny helokao, ary voavela ny fahotanao.
Matthew 9:20Ary, indro, nisy vehivavy anankiray, izay efa narary roa ambin’ ny folo taona, nankeo ivohony ka nanendry ny somotraviavin-dambany.
Matthew 14:36Ary nangataka taminy ireo mba hamela azy hanendry na dia ny somotraviavin-dambany ihany aza; koa na iza na iza no nanendry dia sitrana tokoa.
Mark 1:41Ary Jesosy dia onena azy ka naninjitra ny tànany, dia nanendry azy ka nanao taminy hoe: Mety Aho; madiova ianao.
Luke 8:54Ary Jesosy dia nandray ny tànany ka niantso hoe: Ry zazavavy, miarena.
Acts 19:11Ary ny tànan’ i Paoly no nanaovan’ Andriamanitra fahagagana lehibe maro,