Filazantsara araka an'i Matio 8:23
Ary nony niondrana an-tsambokely Izy, dia nanaraka Azy ny mpianany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And when he was entered into a ship, his disciples followed him.
In Context
22Fa hoy Jesosy taminy: Manaraha Ahy; ary aoka ny maty handevina ny maty ao aminy.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 8
Cross References
Matthew 9:1Ary niondrana an-tsambokely Izy, dia nita ka tonga tao an-tanànany.
Luke 7:22Dia namaly Izy ka nanao taminy hoe: Mandehana ianareo, ambarao amin’ i Jaona izao hitanareo sy renareo izao; mahiratra ny jamba, afaka ny mandringa, diovina ny boka, malady ny marenina, atsangana ny maty, ary ny malahelo dia itoriana ny filazantsara.