Filazantsara araka an'i Matio 8:24
Ary, indro, nisy tafio-drivotra mafy tonga tamin’ ny ranomasina, ka dia efa nila ho voasafotry ny alon-drano ny sambokely; fa Izy natory.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
23Ary nony niondrana an-tsambokely Izy, dia nanaraka Azy ny mpianany.
25Ary nanatona izy ireo, dia namoha Azy ka nanao hoe: Tompoko, vonjeo, fa maty izahay!
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 8
Cross References
Psalms 107:23Izay midìna any an-dranomasina ka mandeha an-tsambo Sy manao raharaha any amin’ ny rano lehibe
Jonah 1:4Fa Jehovah nahatonga rivotra mahery teny ambonin’ ny ranomasina, dia nanonja mafy ny ranomasina, ka dia efa nila ho vaky ny sambo.
Luke 8:23Ary nony nandeha ny sambokely, dia azon’ ny torimaso Jesosy; ary nisy tafio-drivotra nidina tamin’ ny farihy, ka nila ho feno rano ny sambo, ary saiky nahita loza izy ireo.
John 11:5Ary Jesosy tia an’ i Marta sy ny rahavaviny ary Lazarosy.
Acts 27:14Ary tsy ela rehefa afaka izany, dia nifofofofo nidina avy teo ny tafio-drivotra mahery atao hoe Eorakylona.