The Bible Software
bible.software › Filazantsara araka an'i Matio › Filazantsara araka an'i Matio 8 › Filazantsara araka an'i Matio 8:30

Filazantsara araka an'i Matio 8:30

Ary nisy kisoa maro andiany iray nihinana teny lavidavitra azy teny.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And there was a good way off from them an herd of many swine feeding.

In Context

29Ary, indro, niantso izy ka nanao hoe: Moa mifaninona akory izahay sy Hianao, ry Zanak’ Andriamanitra ô? Tonga eto va Hianao hampijaly anay alohan’ ny fotoana?

31Ary ny demonia nifona tamin’ i Jesosy ka nanao hoe: Raha avoakanao ary izahay, dia iraho hankany anatin’ ireo kisoa andiany ireo.

Read all of Filazantsara araka an'i Matio 8

Cross References

Leviticus 11:7ary ny kisoa, satria mivaky kitro ihany izy ka misaraka tsara ny kitrony, nefa tsy mba mandinika izy: maloto aminareo izy.

Isaiah 65:3Dia firenena izay nahatezitra ahy mandrakariva na dia eo imasoko aza, izay mamono zavatra hatao fanatitra eo amin’ ny tanimboly Ary mandoro ditin-kazo manitra eny ambonin’ ny tanimanga,

Mark 5:11Ary nisy kisoa maro andiany izay nandrasana teny akaikin’ ny tendrombohitra.

Luke 15:15Dia nandeha izy ka niankina tamin’ ny tompon-tany anankiray tamin’ izany tany izany, ary dia nirahiny tany an-tsahany hiandry kisoa.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)聖書 (日本語)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBiblia TakatifuBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)

Study Filazantsara araka an'i Matio 8:30

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeAlbert BarnesJohn WesleyJohn CalvinScofieldWilliam BurkittFamily Bible NotesThe Fourfold GospelJohn LightfootGeneva Bible Notes (1599)Robertson's Word Pictures
← Filazantsara araka an'i Matio 8:29Filazantsara araka an'i Matio 8Filazantsara araka an'i Matio 8:31 →