Filazantsara araka an'i Matio 8:7
Dia hoy Jesosy taminy: Ho avy Aho hahasitrana azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Jesus saith unto him, I will come and heal him.
In Context
6nanao hoe: Tompoko ô, ny ankizilahiko mandry ao an-trano, mararin’ ny paralysisa ka mijaly loatra.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 8
Cross References
Matthew 9:18Raha mbola nilaza izany taminy Izy, indro, tonga ny mpanapaka anankiray, dia niankohoka teo anatrehany ka nanao hoe: Maty ankehitriny izao ny zanako-vavy; fa andeha re, mametraha ny tananao aminy, dia ho velona izy.
Mark 5:23ka niangavy fatratra taminy hoe: Marary efa ho faty ny zanako-vavy kely; andeha re, mametraha ny tananao aminy, mba ho sitrana izy ka ho velona.