Filazantsara araka an'i Matio 9:1
Ary niondrana an-tsambokely Izy, dia nita ka tonga tao an-tanànany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he entered into a ship, and passed over, and came into his own city.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 9
Cross References
Matthew 7:6Aza omena ny alika izay masìna; ary aza atsipy eo anoloan’ ny kisoa ny vato soanareo, fandrao hanitsaka azy izy, dia hifotitra ka hamiravira anareo.
Matthew 8:23Ary nony niondrana an-tsambokely Izy, dia nanaraka Azy ny mpianany.
Luke 8:37Ary ny olona rehetra tany amin’ ny tanin’ ny Gerasena manodidina dia nangataka an’ i Jesosy hiala aminy, satria raiki-tahotra indrindra izy; ary Jesosy niondrana an-tsambokely ka niverina.