Filazantsara araka an'i Matio 9:18
Raha mbola nilaza izany taminy Izy, indro, tonga ny mpanapaka anankiray, dia niankohoka teo anatrehany ka nanao hoe: Maty ankehitriny izao ny zanako-vavy; fa andeha re, mametraha ny tananao aminy, dia ho velona izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
19Dia nitsangana nanaraka azy Jesosy mbamin’ ny mpianany.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 9
Cross References
2 Kings 5:11Fa tezitra Namàna, dia lasa ka nanao hoe: Indro, nataoko fa hivoaka hankatỳ amiko mihitsy izy ka hitsangana ary hiantso ny anaran’ i Jehovah Andriamaniny sady hanevaheva ny tànany eo ambonin’ ny aretina ka hahasitrana ny boka.
Matthew 8:8Fa namaly ilay kapiteny ka nanao hoe: Tompoko, tsy miendrika hidiranao ao ambanin’ ny tafon-tranoko aho; fa mitenena ihany, dia ho sitrana ny ankizilahiko.
Matthew 14:33Ary izay teo an-tsambokely dia niankohoka teo anatrehany ka nanao hoe: Zanak’ Andriamanitra tokoa Hianao.
Matthew 17:14Ary rehefa tonga teo amin’ ny vahoaka izy ireo, nisy lehilahy anankiray nanatona an’ i Jesosy, dia nandohalika teo anatrehany ka nanao hoe:
Matthew 28:17Ary nony nahita Azy izy, dia niankohoka, fa ny sasany niahanahana.
Luke 7:2Ary ny mpanompon’ ny kapiteny anankiray, izay malalany, dia narary efa ho faty.