Filazantsara araka an'i Matio 9:29
Dia nanendry ny masony Izy ka nanao hoe: Tongava aminareo araka ny finoanareo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then touched he their eyes, saying, According to your faith be it unto you.
In Context
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 9
Cross References
Matthew 8:13Ary Jesosy niteny tamin’ ilay kapiteny hoe: Mandehana; tongava aminao araka ny ninoanao. Dia sitrana tamin’ izany ora izany ilay ankizilahy.
Matthew 15:28Dia namaly Jesosy ka nanao taminy hoe: Ravehivavy, lehibe ny finoanao; tongava aminao araka izay irinao. Dia sitrana ny zananivavy tamin’ izay ora izay.
Mark 10:52Ary hoy Jesosy taminy: Mandehana ianao, ny finoanao no efa namonjy anao. Dia nahiratra niaraka tamin’ izay ny masony, ka nanaraka an’ i Jesosy teny an-dalana izy.