Filazantsara araka an'i Matio 9:32
Ary rehefa nivoaka ireo, dia indro, nisy lehilahy moana anankiray izay demoniaka nentin’ ny olona tany amin’ i Jesosy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
As they went out, behold, they brought to him a dumb man possessed with a devil.
In Context
31Kanjo nony niala teo izy roa lahy, dia nampiely ny lazany tamin’ izany tany rehetra izany.
Read all of Filazantsara araka an'i Matio 9
Cross References
Matthew 12:22Dia nentina tany amin’ i Jesosy ny lehilahy anankiray izay demoniaka, sady jamba no moana; dia nositraniny, ka dia niteny sy nahita ilay moana.
Luke 11:14Ary Jesosy namoaka demonia moana. Ary rehefa nivoaka ny demonia, dia niteny ilay moana; ka dia gaga ny vahoaka.