The Bible Software
bible.software › Bokin'i Mika › Bokin'i Mika 6 › Bokin'i Mika 6:11

Bokin'i Mika 6:11

Mety madio va aho, raha manana mizana mandainga Sy kitapo misy vato tsy marina?

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Shall I count them pure with the wicked balances, and with the bag of deceitful weights?

In Context

10Mbola misy rakitry ny faharatsiana ihany va ao an-tranon’ ny ratsy fanahy Sy ny famarana tsy ampy izay voaozona?

12Fa feno loza ny mpanankarenany, Mandainga ny mponina ao aminy, Ary ny lelany dia fitaka eo am-bavany.

Read all of Bokin'i Mika 6

Cross References

Proverbs 16:11An’ i Jehovah ny fandanjana sy ny mizana marina, Avy aminy avokoa ireo vato rehetra an-kitapo.

Hosea 12:7Koa miverena amin’ Andriamanitrao ianao; Tandremo ny famindram-po sy ny rariny. Ary miandrasa an’ Andriamanitrao mandrakariva.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Mika 6:11

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Mika 6:10Bokin'i Mika 6Bokin'i Mika 6:12 →