bible.software › Bokin'i Nahoma › Bokin'i Nahoma 2 › Bokin'i Nahoma 2:14
Bokin'i Nahoma 2:14
Indro, hamely anao Aho, hoy Jehovah, Tompon’ ny maro, Holevoniko ho setroka ny kalesinao Ary hovonoiko sabatra ny liona tanoranao; Hofonganako amin’ ny tany ny hazanao; Ka tsy ho re intsony ny feon’ ny irakao.
Baiboly Malagasy (1865)
In Context
13Dia ilay liona namotipotika izay ampy ho an’ ny zanany Ary nanenda ho an’ ny liombaviny Sady nameno haza ny lavany Sy toha ny fonenany.
Read all of Bokin'i Nahoma 2
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Nahoma 2:14