The Bible Software
bible.software › Bokin'i Nahoma › Bokin'i Nahoma 2 › Bokin'i Nahoma 2:7

Bokin'i Nahoma 2:7

Vohana ny vavahadin-drenirano, Ary reraka ny lapa.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And Huzzab shall be led away captive, she shall be brought up, and her maids shall lead her as with the voice of doves, tabering upon their breasts.

In Context

6Tsaroany ny lehilahy malazany, Kanjo tafintohina eny am-pandehanana ireny; Mihazakazaka ho any amin’ ny manda ireny, Kanjo efa voatsangana sahady ny hamelezana azy.

8Izao no voatendry: ampitanjahina izy, dia lasan-ko babo, Ary ny ankizivavy mitoloko azy manao feom-boromailala Sady miteha-tratra.

Read all of Bokin'i Nahoma 2

Cross References

Isaiah 38:14Ka dia mikoraraika tahaka ny sidintsidina sy ny vano aho. Ary mitolokoloko tahaka ny voromailala. Pahina ny masoko noho ny faniriako ho any amin’ ny avo; Jehovah ô, ory loatra aho, aoka hiantoka ahy Hianao.

Nahum 3:13Indro, vehivavy no olonao ao aminao; Hidiran’ ny fahavalonao no hidananan’ ny vavahadin’ ny taninao; Levon’ ny afo ny hidinao.

Luke 23:48Ary ny vahoaka rehetra izay vory teo mba hijery izany, raha nahita ny zavatra tonga teo, dia niverina miteha-tratra.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Nahoma 2:7

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Nahoma 2:6Bokin'i Nahoma 2Bokin'i Nahoma 2:8 →