bible.software › Bokin'i Nahoma › Bokin'i Nahoma 3 › Bokin'i Nahoma 3:16
Bokin'i Nahoma 3:16
Nataonao betsaka noho ny kintana eny amin’ ny lanitra ny mpandrantonao; Mipariaka ny valalavao ka lasa manidina.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Thou hast multiplied thy merchants above the stars of heaven: the cankerworm spoileth, and fleeth away.
In Context
15Any no handevonan’ ny afo anao Sy handripahan’ ny sabatra anao; Hohaniny toy ny fihinan’ ny valalavao ianao; Mihamaroa toy ny valalavao, Mihabetsaha toy ny valala.
17Ny andriananao dia toy ny valala, Ary ny mpifehinao dia toy ny valalavao, Izay mitoby eny amin’ ny fefy, raha mangatsiaka ny andro; Fa raha miposaka ny masoandro, dia lasa manidina izy, Ka tsy fantatra izay nalehany.
Read all of Bokin'i Nahoma 3
Cross References
Genesis 15:5Dia nitondra azy nivoaka teo ivelan’ ny lay Izy ka nanao hoe: Jereo ange ny lanitra, ka isao ny kintana, raha mahisa azy ianao. Dia hoy Izy taminy: Ho tahaka izany ny taranakao.
Nehemiah 9:23Ary ny zanany dia nohamaroinao ho tahaka ny kintana eny amin’ ny lanitra, sady nentinao ho amin’ ny tany izay nolazainao tamin’ ny razany fa hidirany holovana.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Nahoma 3:16