The Bible Software
bible.software › Bokin'i Nahoma › Bokin'i Nahoma 3 › Bokin'i Nahoma 3:4

Bokin'i Nahoma 3:4

Noho ny habiazan’ ny fijangajangan’ ikala janga tsara tarehy, Tompovavin’ ny fankatovana, Izay mivarotra firenena amin’ ny fijangajangany Sy fokom-pirenena amin’ ny fankatovany.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Because of the multitude of the whoredoms of the wellfavoured harlot, the mistress of witchcrafts, that selleth nations through her whoredoms, and families through her witchcrafts.

In Context

3He! ny fampiriotry ny mpitaingin-tsoavaly! Akory ny fanelatselatry ny sabatra Sy ny famirapiratry ny lefona! Indrisy ny habetsahan’ ny voatrabaka sy ny hamaroan’ ny voavono! Tsy hita isa ny faty, Eny, voafingampingan’ ny faty ny olona,

5Indro, hamely anao Aho, hoy Jehovah, Tompon’ ny maro; Ary haingaiko ho amin’ ny tavanao ny moron-tongotr’ akanjonao, Ka hasehoko amin’ ny firenena ny fitanjahanao Sy amin’ ny fanjakana ny fahamenaranao.

Read all of Bokin'i Nahoma 3

Cross References

Isaiah 23:15Ary amin’ izany andro izany dia hohadinoina fito-polo taona Tyro, toy ny andron’ ny mpanjaka iray; Ary rehefa afaka fito-polo taona, Tyro dia hiharan’ ilay tonon-kalon’ ny janga manao hoe:

Isaiah 47:8Koa mihainoa, ianao izay mihantahanta sady mipetraka tsy manana ahiahy ka manao anakampo hoe: Izaho no izy, ary tsy misy hafa; tsy hipetraka ho mpitondratena aho, na hahita fahafoanan’ anaka.

Isaiah 47:12Arosoy ary ny odinao sy ny hamaroan’ ny fankatovanao, izay efa nisasaranao hatry ny fony ianao mbola kely; Angamba hahavita izay mahasoa ianao; angamba ho tonga mahatahotra ianao.

Ezekiel 16:35Koa mihainoa ny tenin’ i Jehovah, ry kala janga:

Revelation 18:2Ary niantso tamin’ ny feo mahery izy ka nanao hoe: Rava! rava Babylona lehibe! ka tonga fonenan’ ny demonia sy fieren’ ny fanahy maloto rehetra ary akanin’ ny vorona rehetra izay maloto sy ankahalaina.

Revelation 18:23ary ny fahazavan’ ny jiro tsy mba hahazava eo aminao intsony; ary ny feon’ ny mpampakatra sy ny ampakarina tsy ho re eo aminao intsony; fa lehiben’ ny tany ny mpandrantonao; fa ny ody ratsinao no nentinao namitaka ny firenena rehetra.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Nahoma 3:4

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Nahoma 3:3Bokin'i Nahoma 3Bokin'i Nahoma 3:5 →