Bokin'i Nahoma 3:9
Ny Etiopiana sy ny Egyptiana no heriny, Sady tsy hita lany ireny; Ny Lydiana sy ny Libyana no mpanampy azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Ethiopia and Egypt were her strength, and it was infinite; Put and Lubim were thy helpers.
In Context
Cross References
1 Chronicles 1:8Ny zanakalahin’ i Hama dia Kosy sy Mizraima sy Pota ary Kanana.
Isaiah 20:5Ary ho raiki-tahotra sy ho menatra ny Isiraely noho ny amin’ i Etiopia fanantenany sy Egypta reharehany.
Ezekiel 27:10Ny avy any Persia sy ny Lydiana ary ny Libyana dia isan’ ny miaramila mpiadinao; Nanantona ampinga sy fiarovan-doha teny aminao ireo ka nahatsara tarehy anao.
Ezekiel 30:5Etiopia sy Libya sy Lydia sy ny olona samy hafa firenena rehetra sy ny Kobiana sy ny zanaky ny tany vita fanekena dia hiaraka ho lavon-tsabatra aminy.