Bokin'i Nehemia 10:3
ary Seraia, Azaria, Jeremia,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
2Ary ny nanisy tombo-kase dia Nehemia governora, zanak’ i Hakalia, sy Zedekia,
Read all of Bokin'i Nehemia 10
Cross References
Nehemiah 8:4Ary Ezra mpanora-dalàna nitsangana teo ambonin’ ny lampihazo fitoriana, izay efa natao ho fitoriana izany; ary Matitia sy Sema sy Anaia sy Oria sy Hilkia ary Mahaseia no nitsangana teo anilany ankavanana; ary Pedaia sy Misaela sy Malkia sy Hasoma sy Hasbadana sy Zakaria ary Mesolama no teo anilany ankavia kosa.
Nehemiah 11:12Ary ny rahalahin’ ireo izay mpanao ny raharaha tao an-trano dia roa amby roa-polo amby valon-jato; ary Adaia, zanak’ i Jerohama, zanak’ i Pelalia, zanak’ i Amzy, zanak’ i Zakaria, zanak’ i Pasora, zanak’ i Malkia,
Nehemiah 12:2Amaria, Maloka, Hatosy,
Nehemiah 12:33dia Azaria sy Ezra sy Mesolama