Bokin'i Nehemia 11:35
sy Loda sy Ono, lohasahan’ ny mahay tao-zavatra.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Lod, and Ono, the valley of craftsmen.
In Context
34sy Hadida sy Zeboïma sy Nebala
36Ary tao amin’ ny Benjamina nisy Levita, izay isan’ ny antokon’ ny Joda.
Read all of Bokin'i Nehemia 11
Cross References
1 Chronicles 8:12Ary ny zanakalahin’ i Elpala dia Ebera sy Misama ary Samera, izay nanorina an’ i Ono sy Loda sy ny zana-bohiny;
Nehemiah 7:37ny zanak’ i Loda sy Hadida ary Ono dia iraika amby roa-polo amby fiton-jato;