Bokin'i Nehemia 11:7
Ary izao no taranak’ i Benjamina: Salo, zanak’ i Mesolama, zanak’ i Joeda, zanak’ i Pedaia, zanak’ i Kolaia, zanak’ i Mahaseia, zanak’ Itiela, zanak’ i Jesaia;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
8ary nanarakaraka azy Gabay sy Salay; dia valo amby roa-polo amby sivinjato.
Read all of Bokin'i Nehemia 11
Cross References
1 Chronicles 9:7Ary tamin’ ny taranak’ i Benjamina dia Salo, zanak’ i Mesolama, zanak’ i Hodavia, zanak’ i Hasenoa,