Bokin'i Nehemia 11:9
Ary Joela, zanak’ i Zikry, no mpifehy azy; ary Joda, zanak’ i Senoa, no lefitry ny komandin’ ny tanàna.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Joel the son of Zichri was their overseer: and Judah the son of Senuah was second over the city.
In Context
8ary nanarakaraka azy Gabay sy Salay; dia valo amby roa-polo amby sivinjato.
10Ny avy tamin’ ny mpisorona dia Jedaia, zanak’ i Joariba, ary Jakina.
Read all of Bokin'i Nehemia 11
Cross References
1 Chronicles 9:7Ary tamin’ ny taranak’ i Benjamina dia Salo, zanak’ i Mesolama, zanak’ i Hodavia, zanak’ i Hasenoa,