Bokin'i Nehemia 12:16
ny avy tamin’ Ido dia Zakaria; ny avy tamin’ i Ginetona dia Mesolama;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Of Iddo, Zechariah; of Ginnethon, Meshullam;
In Context
15ny avy tamin’ i Hadma dia Adna; ny avy tamin’ i Meraiota dia Helkay;
17ny avy tamin’ i Abia dia Zikry; ny avy tamin’ i Miniamina, avy tamin’ i Moadia, dia Piltahy;
Read all of Bokin'i Nehemia 12
Cross References
Zechariah 1:1Tamin’ ny volana fahavalo tamin’ ny taona faharoa nanjakan’ i Dariosa no nahatongavan’ ny tenin’ i Jehovah tamin’ i Zakaria mpaminany, zanak’ i Berekia, zanak’ Ido, nanao hoe: