Bokin'i Nehemia 12:22
Tamin’ ny andron’ i Eliasiba sy Joiada sy Johanana ary Jadoa ny Levita dia voasoratra ho lohan’ ny fianakaviany; ary toy izany koa ny mpisorona, hatramin’ ny nanjakan’ i Dariosy Persiana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
21ny avy tamin’ i Hilkia dia Hasabia; ny avy tamin’ i Jedaia dia Netanela.
Read all of Bokin'i Nehemia 12
Cross References
Nehemiah 12:11ary Joiada niteraka an’ i Jonatana; ary Jonatana niteraka an’ i Jadoa.