Bokin'i Nehemia 12:29
sy Beti-gilgala ary ny sahan’ i Geba sy Azmaveta; fa efa nanao vohitra ho azy manodidina an’ i Jerosalema ny mpihira.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Bokin'i Nehemia 12
Cross References
Deuteronomy 11:30Tsy any an-dafin’ i Jordana va izy roa, any ankoatry ny lalana andrefana, amin’ ny tanin’ ny Kananita, izay monina eo amin’ ny tani-hay tandrifin’ i Gilgaly, eo anilan’ ny hazo terebintan’ i More?
Joshua 10:43Dia niverina Josoa sy ny Isiraely rehetra teo aminy ho any an-toby tany Gilgala.
1 Chronicles 6:60ary Hokoka sy ny tany manodidina azy ary Rehoba sy ny tany manodidina azy;
Nehemiah 7:28ny mponina tany Bet-azmaveta dia roa amby efa-polo;
Nehemiah 11:31Ary ny taranak’ i Benjamina kosa no hatrany Geba ka hatrany Mikmasy sy Aia sy Betela sy ny zana-bohiny,