Bokin'i Nehemia 4:3
Dia nivavaka tamin’ Andriamanitra izahay ka nametraka mpiambina hiandry azy andro aman’ alina noho ny fahatahoranay azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
2Ary niray tetika izy rehetra handeha hamely an’ i Jerosalema ka hanimba ny asa.
Cross References
1 Kings 20:18Ary hoy izy: Ataovy sambo-belona izy, na ho avy hihavana, na ho avy hiady.
Nehemiah 2:10Raha nahare izany Sanbala Horonita sy Tobia Amonita mpanompo, dia sosotra loatra izy, satria nisy lehilahy tonga hitady izay hahasoa ny Zanak’ Isiraely.
Nehemiah 6:1Ary rehefa ren’ i Sanbala sy Tobia sy Gasema Arabo mbamin’ ny namany fahavalonay fa efa nanao ny manda aho, ka tsy nisy banga intsony teo (kanefa tamin’ izany andro izany tsy mbola voalatsako ny lela-vavahady),