Bokin'i Nehemia 7:12
ny taranak’ i Elama dia efatra amby dimam-polo amby roan-jato sy arivo;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The children of Elam, a thousand two hundred fifty and four.
In Context
13ny taranak’ i Zato dia dimy amby efa-polo amby valon-jato;
Cross References
Ezra 2:7ny taranak’ i Eliama dia efatra amby dimam-polo amby roan-jato sy arivo;
Ezra 10:26ary ny avy tamin’ ny taranak’ i Elema dia Matania sy Zakaria sy Jehiela sy Abdia sy Jeremota ary Elia;