Bokin'i Nehemia 7:20
ny taranak’ i Adina dia dimy amby dimam-polo amby enin-jato;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The children of Adin, six hundred fifty and five.
In Context
19ny taranak’ i Bigvay dia fito amby enim-polo sy roa arivo;
21ny taranak’ i Atera, avy tamin’ i Hezekia, dia valo amby sivi-folo;
Cross References
Ezra 2:15ny taranak’ i Adina dia efatra amby dimam-polo amby efa-jato;