Bokin'i Nehemia 7:26
Ny mponina tany Betlehema sy Netofa dia valo amby valo-polo amby zato;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The men of Bethlehem and Netophah, an hundred fourscore and eight.
In Context
25ny taranak’ i Gibeona dia dimy amby sivi-folo.
27ny mponina tany Anatota dia valo amby roa-polo amby zato;
Cross References
2 Samuel 23:28Zalmona Ahohita, Maharay Netofatita,
Ezra 2:21ny zanak’ i Betlehema dia telo amby roa-polo amby zato;