Bokin'i Nehemia 7:27
ny mponina tany Anatota dia valo amby roa-polo amby zato;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
The men of Anathoth, an hundred twenty and eight.
In Context
26Ny mponina tany Betlehema sy Netofa dia valo amby valo-polo amby zato;
28ny mponina tany Bet-azmaveta dia roa amby efa-polo;
Cross References
Ezra 2:23ny mponina tany Anatota dia valo amby roa-polo amby zato;
Jeremiah 1:1Ny tenin’ i Jeremia, zanak’ i Hilkia, isan’ ny mpisorona tao Anatota, tamin’ ny tanin’ ny Benjamina,